Nehemiah 9:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa niavonavona ireny razanay ireny ka nanamafy ny hatony ary tsy nihaino ny didinao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Kanjo ny razanay, latsaka am-piavonavonana izy ireo ka nanamafy ny hatony ka tsy nihaino ny didinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo niavonavona ireo razanay ireo, dia nanamafy ny hatony izy ka tsy nihaino ny didinao
Malagasy Bible 1865
Fa niavonavona ireny razanay ireny, dia nanamafy ny hatony ka tsy nihaino ny didinao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa niavonavona ireny razanay ireny ka nanamafy ny hatony ary tsy nihaino ny didinao;
malagasy
Fa niavonavona ireny razanay ireny, dia nanamafy ny hatony ka tsy nihaino ny didinao,