Nehemiah 9:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niavaka tamin’ny olona hafa firenena rehetra ny taranak’Israely ary nitsangana ka niaiky ny fahotany sy ny heloky ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisaraka tamin’ny zanaky ny hafa firenena rehetra ny taranak’i Israely, dia nitsangana sy niaiky ny fahotany sy ny heloky ny razany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niavaka tamin’ny olona rehetra hafa firenena ry zareo ka naka toerana mba hiaiky ny fahotany sy ny heloky ny razany.
Malagasy Bible 1865
Dia niavaka tamin'ny olona hafa firenena rehetra ny taranak'Isiraely ary nitsangana ka niaiky ny fahotany sy ny heloky ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niavaka tamin’ny olona hafa firenena rehetra ny taranak’Israely ary nitsangana ka niaiky ny fahotany sy ny heloky ny razany.
malagasy
Dia niavaka tamin'ny olona hafa firenena rehetra ny taranak'Isiraely ary nitsangana ka niaiky ny fahotany sy ny heloky ny razany.