Nehemiah 9:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, efapolo taona no namelomanao azy tany an-tany efitra ka tsy nisy zava-mahory akory izy; tsy rovitra ny fitafiany ary tsy nivonto ny tongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Efapolo taona dia namononanao izay nivelomany tany an’efitra izy, ka tsy mba nanana ny tsy ampy fahizany, ny fitafiany tsy nihatonta, ary ny tongony tsy mba nivonto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, efapolo taona no namelomanao azy tany an-taniefitra ka tsy nanan-java-mahory akory izy; tsy nihatonta ny fitafiany ary tsy nivonto ny tongony.
Malagasy Bible 1865
eny, efa-polo taona no namelomanao azy tany an-efitra, ka tsy nanan-java-mahory akory izy; tsy rovitra ny fitafiany, ary tsy nivonto ny tongony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, efapolo taona no namelomanao azy tany an-tany efitra ka tsy nisy zava-mahory akory izy; tsy rovitra ny fitafiany ary tsy nivonto ny tongony.
malagasy
eny, efa-polo taona no namelomanao azy tany an-efitra, ka tsy nanan-java-mahory akory izy; tsy rovitra ny fitafiany, ary tsy nivonto ny tongony.