Nehemiah 9:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanome azy fanjakana sy firenena maro Ianao ka voazaranao araka ny faritry ny taniny avy ireny; dia nahazo ny tanin’i Sihona sy ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona ary ny tanin’i Oga, mpanjakan’i Basana, izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Fanjakana amam-pirenena no natolotrao azy, ka nozarainao ho azy ireo ny faritanin’ireny, dia lasany avokoa ny tanin’i Sehôna, ny tanin’ny mpanjakan’i Hesebona, ny tanin’i Oga mpanjakan’i Basàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanome azy fanjakana sy firenena maro Ianao, dia nitsinjara ho azy ny faritanin’ireny, ka lasany ny tanin’i Sihôna mpanjakan’i Hesbôna sy ny tanin’i Hôga mpanjakan’i Basàna.
Malagasy Bible 1865
Ary nanome azy fanjakana sy firenena maro Hianao, ka voazaranao araka ny faritaniny avy ireny; ka dia nahazo ny tanin'i Sihona sy ny tanin'ny mpanjakan'i Hesbona ary ny tanin'i Oga, mpanjakan'i Basana, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanome azy fanjakana sy firenena maro Ianao ka voazaranao araka ny faritry ny taniny avy ireny; dia nahazo ny tanin’i Sihona sy ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona ary ny tanin’i Oga, mpanjakan’i Basana, izy.
malagasy