Nehemiah 9:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny zanany dia nohamaroinao ho tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra sady noentinao ho amin’ny tany izay nolazainao tamin’ny razany fa hidirany holovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohamaroinao ho toy ny kintana eny an-danitra ny zanany ary nentinao izy ho any amin’ny tany, efa nolazainao tamin’ny razany, fa hidirany handray azy ho fananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohamaroinao ny taranaky ny razanay ho tahaka ny kintana eny amin’ny habakabaka; ary nentinao izy ho any amin’ny tany izay nolazainao tamin’ny razany fa hidirany hataony fananany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zanany dia nohamaroinao ho tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra, sady nentinao ho amin'ny tany izay nolazainao tamin'ny razany fa hidirany holovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny zanany dia nohamaroinao ho tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra sady noentinao ho amin’ny tany izay nolazainao tamin’ny razany fa hidirany holovana.
malagasy
Ary ny zanany dia nohamaroinao ho tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra, sady nentinao ho amin'ny tany izay nolazainao tamin'ny razany fa hidirany holovana.