Nehemiah 9:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsangana teo amin’ny fitoerany avy indray izy dia namaky ny teny tao amin’ny bokin’ny lalànan’NY TOMPO Andriamaniny tamin’ny ampahefatry ny andro; ary tamin’ny ampahefatry ny andro koa dia nifona sy niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO Andriamaniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitsangana samy teo amin’izay nitoerany avy izy rehetra dia namaky teny ampahefatr’andro, teo amin’ny bokin’ny lalàn’i Iaveh, ary ampahefatr’andro niaiky heloka sy nivavaka tamin’i Iaveh Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitsangana teo amin’ny toerany avy izy, dia novakîna nandritra ny adiny telo ny teny tao amin’ny boky mirakitra ny lalànan’ny TOMPO Andriamaniny; nandritra ny adiny telo manaraka kosa dia niaiky heloka ireo sy niankohoka teo anatrehan’ny TOMPO Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Ary nitsangana teo amin'ny fitoerany avy izy, dia namaky ny teny tao amin'ny bokin'ny lalàn'i Jehovah Andriamaniny tamin'ny ampahefatry ny andro; ary tamin'ny ampahefatry ny andro koa dia nitsotra sy niankohoka teo anatrehan'i Jehovah Andriamaniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsangana teo amin’ny fitoerany avy indray izy dia namaky ny teny tao amin’ny bokin’ny lalànan’NY TOMPO Andriamaniny tamin’ny ampahefatry ny andro; ary tamin’ny ampahefatry ny andro koa dia nifona sy niankohoka teo anatrehan’NY TOMPO Andriamaniny izy.
malagasy