Nehemiah 9:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa noho ny haben’ny fiantranao dia tsy navelanao ho lany ringana izy ary tsy nafoinao satria Andriamanitra mamindra fo sy miantra Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny haben’ny famindram-ponao anefa tsy naringanao izy, na nilaozanao, fa Andriamanitra miantra sy mamindra fo Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Be fiantra Ianao ka tsy nandringana ary tsy nahafoy azy, satria Andriamanitra mamindra fo sy miantra Ianao.
Malagasy Bible 1865
Nefa noho ny haben'ny fiantranao dia tsy navelanao ho lany ringana izy ary tsy nafoinao, satria Andriamanitra mamindra fo sy miantra Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa noho ny haben’ny fiantranao dia tsy navelanao ho lany ringana izy ary tsy nafoinao satria Andriamanitra mamindra fo sy miantra Ianao.
malagasy
Nefa noho ny haben'ny fiantranao dia tsy navelanao ho lany ringana izy ary tsy nafoinao, satria Andriamanitra mamindra fo sy miantra Hianao.