Nehemiah 9:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no marina tamin’izay rehetra nanjo anay, fa marina ny nataonao fa izahay no nanao ratsy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Marina Ianao tamin’izany rehetra nanjò anay izany, satria Ianao nanaraka ny marina, izahay kosa nanao ratsy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandala ny rariny Ianao tamin’izay rehetra nanjo anay; satria marina ny nataonao, fa izahay no nanao ratsy.
Malagasy Bible 1865
Hianao no marina tamin'izay rehetra nanjo anay, fa marina ny nataonao; fa izahay no nanao ratsy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no marina tamin’izay rehetra nanjo anay, fa marina ny nataonao fa izahay no nanao ratsy;
malagasy
Hianao no marina tamin'izay rehetra nanjo anay, fa marina ny nataonao; fa izahay no nanao ratsy;