Nehemiah 9:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no TOMPO Andriamanitra izay nifidy an’i Abrama ka nitondra azy nivoaka avy tany Oran’ny Kaldeana sady nanao ny anarany hoe Abrahama;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao, ry Iaveh Andriamanitra, no nifidy an’i Abrahama, ka nitondra azy nivoaka avy any Ora any Kaldea, sy nanome anarana azy hoe Abrahama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no TOMPO Andriamanitra, Izay nifidy an’i Abrama ka nampiala azy tao Ora any Kaldea sy nanome anarana azy hoe Abrahama.
Malagasy Bible 1865
Hianao no Jehovah Andriamanitra, Izay nifidy an'i Abrama ka nitondra azy nivoaka avy tany Oran'ny Kaldeana sady nanao ny anarany hoe Abrahama;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no TOMPO Andriamanitra izay nifidy an’i Abrama ka nitondra azy nivoaka avy tany Oran’ny Kaldeana sady nanao ny anarany hoe Abrahama;
malagasy
Hianao no Jehovah Andriamanitra, Izay nifidy an'i Abrama ka nitondra azy nivoaka avy tany Oran'ny Kaldeana sady nanao ny anarany hoe Abrahama;