Numbers 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny avy amin’ny zanak’i Josefa kosa: Ny avy amin’i Efraima dia i Elisama, zanak’i Amihoda, ary ny avy amin’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny amin’ny terak’i Josefa: ny amin’i Efraima: Elisamà zanak’i Amioda; ny amin’i Manase: Gamaliela zanak’i Fadasora:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;
Malagasy Bible 1865
ny avy amin'ny zanak'i Josefa dia Elisama, zanak'i Amihoda, avy amin'i Efraima, ary Gamaliela, zanak'i Pedazora, avy amin'i Manase kosa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny avy amin’ny zanak’i Josefa kosa: Ny avy amin’i Efraima dia i Elisama, zanak’i Amihoda, ary ny avy amin’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora;
malagasy
ny avy amin'ny zanak'i Josefa dia Elisama, zanak'i Amihoda, avy amin'i Efraima, ary Gamaliela, zanak'i Pedazora, avy amin'i Manase kosa;