Numbers 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no voaantso teo amin’ny fiangonana, samy lohan’ny fokony avy sady mpifehy arivo amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no voafidy tamin’ny fiangonana. Lohan’ny firenena avy amin’ny razany izy sy mpifehy arivo amin’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no filoham-pianakaviana voafidin’ny fiangonana sady filohan’ny miaramilan’i Israely ihany koa.
Malagasy Bible 1865
Ireo no voafidin'ny fiangonana, dia samy lohan'ny fireneny avy sady mpifehy arivo amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no voaantso teo amin’ny fiangonana, samy lohan’ny fokony avy sady mpifehy arivo amin’ny Israely.
malagasy
Ireo no voafidin'ny fiangonana, dia samy lohan'ny fireneny avy sady mpifehy arivo amin'ny Isiraely.