Numbers 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naka ireo olona voatonona anarana ireo i Mosesy sy i Arona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalain’i Môizy sy i Aarôna ireo olona izay efa voatendry amin’ny anarany avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’i Mosesy sy i Aharôna ho lefiny ireo olona voatonona anarana ireo,
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy sy Arona naka ireo olona voatonona anarana ireo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naka ireo olona voatonona anarana ireo i Mosesy sy i Arona
malagasy
Ary Mosesy sy Arona naka ireo olona voatonona anarana ireo,