Numbers 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy no nandaminany azy tany amin’ny tany efitr’i Sinay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy; dia nataony ny fanisana tany an’efitra Sinaia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mifanaraka amin’ny nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Tao an-taniefitr’i Sinay no nanaovany ny fanisana.
Malagasy Bible 1865
Araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nandaminany azy tany an-efitr'Sinay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy no nandaminany azy tany amin’ny tany efitr’i Sinay.
malagasy
Araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nandaminany azy tany an-efitr'Sinay.