Numbers 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Alao isa ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy, ary araka ny anaran’ny lehilahy tsirairay,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Alao isa ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra, araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, ka ny anaran’ny lehilahy rehetra isam-batan’olona no hisaina tsirairay avy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ataovy ny fanisana ny fiangonan’ny Israelita rehetra araka ny fokony sy ny fianakaviany avy, ka raiso tsirairay ny anaran’ny lehilahy rehetra,
Malagasy Bible 1865
Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy, ary araka ny anarany tsirairay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Alao isa ny fiangonan’ny Zanak’Israely manontolo, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy, ary araka ny anaran’ny lehilahy tsirairay,
malagasy
Alao isa ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, araka ny fokony sy ny fianakaviany avy, ary araka ny anarany tsirairay,