Numbers 1:20 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimanjato sy enina arivo sy efatra alina ny avy tamin’ny taranak’i Robena, lahimatoan’Israely, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra izay azo alefa hanafika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tera-dRobena lahimatoan’i Israely, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, no nisainy araka ny anarany isam-batan’olona, ny lehilahy rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taranak'i Robena, lahimatoan'Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra izay azo nalefa hanafika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimanjato sy enina arivo sy efatra alina ny avy tamin’ny taranak’i Robena, lahimatoan’Israely, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra izay azo alefa hanafika,
malagasy