Numbers 1:21 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary voaisa avy tamin’ny fokon’i Robena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nisy 46.500 no voasoratra ho isan’ny fokon-dRobena.
Malagasy Bible 1865
izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Robena dia diman-jato amby enina arivo sy efatra alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary voaisa avy tamin’ny fokon’i Robena.
malagasy
izay voalamina avy tamin'ny firenen'i Robena dia diman-jato amby enina arivo sy efatra alina.