Numbers 1:22 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taranak’i Simeona, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia izay rehetra voaisa, araka ny anaran’ny tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, izay azo alefa hanafika,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny terak’i Simeôna, ny taranak’ireo araka ny fianakaviany sy ny fokom-pianakaviany avy, ny voasoratra ho isan’ireo, rehefa nisaina ny anarany isam-batan’olona, ny lehilahy rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra mahatàm-piadiana,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taranak'i Simeona araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia izay rehetra voalamina, araka ny anarany tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, izay azo nalefa hanafika
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taranak’i Simeona, araka ny fokony sy ny fianakaviany, dia izay rehetra voaisa, araka ny anaran’ny tsirairay, dia ny lehilahy rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, izay azo alefa hanafika,
malagasy