Numbers 1:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny lehilahy rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika amin’ny Israely. Handamina azy araka ny antokony avy ianao sy i Arona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia ny lehilahy rehetra amin’i Israely izay mahatàm-piadiana. Ianao sy i Aarôna no hanisa azy araka ny isan-tokony avy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izay vatan-dehilahy feno roapolo taona no ho miakatra ka mahatam-piadiana. Ianao sy i Aharôna no hanisa ireo araka ny tafika misy azy avy.
Malagasy Bible 1865
dia ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika; handamina azy araka ny antokony avy ianao sy Arona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny lehilahy rehetra hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika amin’ny Israely. Handamina azy araka ny antokony avy ianao sy i Arona.
malagasy
dia ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika; handamina azy araka ny antokony avy ianao sy Arona.