Numbers 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hisy lehilahy iray avy isam-poko ho namanareo, dia izay samy lohan’ny fianakaviany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary lehilahy iray avy, amin’ny isam-pokony, izay filohan’ny fokom-pianakaviany avy, no hiaraka aminareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hisy lehilahy anankiray isam-poko, dia lehilahy izay tokony ho filoham-pianakaviana, mba hanampy anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka hisy lehilahy iray avy isam-pirenena ho namanareo, dia izay samy lohan'ny fianakaviany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hisy lehilahy iray avy isam-poko ho namanareo, dia izay samy lohan’ny fianakaviany avy.
malagasy
Ary aoka hisy lehilahy iray avy isam-pirenena ho namanareo, dia izay samy lohan'ny fianakaviany avy.