Numbers 1:44 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no voaisan’i Mosesy sy i Arona ary ireo mpifehy roa amby folo lahy tamin’ny Israely, izay samy lohan’ny fianakaviany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no voaisa nisain’i Môizy sy i Aarôna, mbamin’izy 12 lahy, filohany amin’i Israely, lehilahy iray avy isam-pokony.
Malagasy Bible 1865
Ireo no voalamin'i Mosesy sy Arona ary ny roa ambin'ny folo lahy lehibe amin'ny Isiraely, izay samy lohan'ny fianakaviany avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no voaisan’i Mosesy sy i Arona ary ireo mpifehy roa amby folo lahy tamin’ny Israely, izay samy lohan’ny fianakaviany avy.
malagasy
Ireo no voalamin'i Mosesy sy Arona ary ny roa ambin'ny folo lahy lehibe amin'ny Isiraely, izay samy lohan'ny fianakaviany avy.