Numbers 1:45 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay rehetra voaisa avy tamin’ny Zanak’Israely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika avy amin’ny Israely,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’i Israely rehetra izay nisaina araka ny fokom-pianakaviany avy, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, ny lehilahy rehetra amin’i Israely izay mahatàm-piadiana,
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra avy tamin'ny Zanak'Isiraely araka ny fianakaviany, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo nalefa hanafika avy amin'ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay rehetra voaisa avy tamin’ny Zanak’Israely araka ny fianakaviany, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia izay rehetra azo alefa hanafika avy amin’ny Israely,
malagasy