Numbers 1:47 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba nisaina tao anatin’ireo kosa ny levita, araka ny fokony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba nisaina niaraka tamin’ireo ny Levita araka ny fokom-pianakaviany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Levita, araka ny fireneny kosa dia tsy mba nalamina ho isan'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba nisaina tao anatin’ireo kosa ny levita*, araka ny fokony.
malagasy
[Ny amin'ny raharahan'ny Levita] Fa ny Levita, araka ny fireneny kosa dia tsy mba nalamina ho isan'ireo.