Numbers 1:49 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fokon’ny levita ihany no aza isaina, aza mba alaina isa miaraka amin’ny Zanak’Israely izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza mba isaina ny fokon’i Levỳ, ary aza mba alaina isa miaraka amin’ny zanak’i Israely izy.
Malagasy Bible 1865
Ny firenen'ny Levita ihany no aza alamina, ary aza mba alaina isa miaraka amin'ny Zanak'Isiraely;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fokon’ny levita* ihany no aza isaina, aza mba alaina isa miaraka amin’ny Zanak’Israely izy ireo.
malagasy
Ny firenen'ny Levita ihany no aza alamina, ary aza mba alaina isa miaraka amin'ny Zanak'Isiraely;