Numbers 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izao avy ny anaran’ireo lehilahy ho namanareo ireo. Ny avy amin’i Robena dia i Elizora, zanak’i Sedeora;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ireto no anaran’ny lehilahy hiaraka aminareo: Ny amin’i Robena: Elisora zanak’i Sedeora;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto avy ny anaran’ireo lehilahy hanampy anareo: i Elitsora zanak’i Sedeòra no avy amin’ny fokon’i Reobena;
Malagasy Bible 1865
Ary izao no anaran'ireo lehilahy ho namanareo ireo: Ny avy amin'i Robena dia Elizora, zanak'i Sedeora;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izao avy ny anaran’ireo lehilahy ho namanareo ireo. Ny avy amin’i Robena dia i Elizora, zanak’i Sedeora;
malagasy
Ary izao no anaran'ireo lehilahy ho namanareo ireo: Ny avy amin'i Robena dia Elizora, zanak'i Sedeora;