Numbers 1:51 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hiainga ny tabernakely dia ny levita no handrava azy; rehefa mijanona ny tabernakely dia ny levita no hanangana azy indray; fa raha olon-kafa no manakaiky dia hovonoina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa hifindra ny Fonenana dia ny Levita no hangorona azy; rehefa hiorin-dasy indray ny Fonenana, izy koa no hanangana azy; fa raha olon-kafa no manakaiky eo, dia hohelohin-ko faty.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hafindra ny tabernakely, dia ny Levita no hangorona azy; ary raha haorina ny tabernakely, dia ny Levita no hanangana azy; fa raha olon-kafa no manakaiky, dia hatao maty izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hiainga ny tabernakely dia ny levita no handrava azy; rehefa mijanona ny tabernakely dia ny levita no hanangana azy indray; fa raha olon-kafa no manakaiky dia hovonoina izy.
malagasy