Numbers 1:52 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hitoby ny Zanak’Israely, samy eo amin’ny tobiny avy, samy eo amin’ny fanevany avy, araka ny antokony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zanak’i Israely, dia samy hiorin-dasy ao amin’ny anjara tobiny samy manakaiky ny fanevany araka ny isan-tokony avy.
Malagasy Bible 1865
Dia hitoby ny Zanak'Isiraely, samy eo amin'ny tobiny avy, ary samy eo amin'ny fanevany ary, araka ny antokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hitoby ny Zanak’Israely, samy eo amin’ny tobiny avy, samy eo amin’ny fanevany avy, araka ny antokony.
malagasy
Dia hitoby ny Zanak'Isiraely, samy eo amin'ny tobiny avy, ary samy eo amin'ny fanevany ary, araka ny antokony.