Numbers 1:53 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny levita kosa dia hitoby manodidina ny tabernakelin’ny Vavolombelona, mba tsy hisy fahatezerana hahatratra ny fiangonan’ny Zanak’Israely; ny levita dia hitandrina ny anjara raharaha momba ny tabernakelin’ny Vavolombelona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Levita kosa dia hitoby manodidina ny Fonenan’ny vavolombelona, mba tsy hipoahan’ny hatezerako ny fiangonan’ny zanak’i Israely, ary ny Levita no hiambina ny Fonenan’ny vavolombelona.»
Malagasy Bible 1865
Fa ny Levita kosa hitoby manodidina ny tabernakelin'ny Vavolombelona, mba tsy hisy fahatezerana hahatratra ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely; ary ny Levita hitandrina ny anjara raharaha momba ny tabernakelin'ny Vavolombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny levita kosa dia hitoby manodidina ny tabernakelin’ny Vavolombelona, mba tsy hisy fahatezerana hahatratra ny fiangonan’ny Zanak’Israely; ny levita dia hitandrina ny anjara raharaha momba ny tabernakelin’ny Vavolombelona
malagasy
Fa ny Levita kosa hitoby manodidina ny tabernakelin'ny Vavolombelona, mba tsy hisy fahatezerana hahatratra ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely; ary ny Levita hitandrina ny anjara raharaha momba ny tabernakelin'ny Vavolombelona.Dia nataon'ny Zanak'Isiraely izany; araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nataony.