Numbers 1:54 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nataon’ny Zanak’Israely izany. Araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy no nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia notanterahin’ny zanak’i Israely avokoa izay rehetra nandidian’i Iaveh an’i Môizy; nataony izany.
Malagasy Bible 1865
Dia nataon'ny Zanak'Isiraely izany; araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nataon’ny Zanak’Israely izany. Araka izay rehetra nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy no nataony.
malagasy
Dia nataon'ny Zanak'Isiraely izany; araka izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy no nataony.