Numbers 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro faharoapolo tamin’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa, no niakaran’ny rahona niala teo ambonin’ny tabernakelin’ny Vavolombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faharoa andro faha-20n’ny volana faharoa, dia nisondrotra niala teo ambonin’ny Fonenan’ny vavolombelona ny rahona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro faha-roapolon’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa nialana tany Ejipta, dia niakatra ny rahona niala teo ambonin’ny Tranolay nitahirizana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro faharoa-polo tamin'ny volana faharoa, tamin'ny taona faharoa, no niakaran'ny rahona niala teo ambonin'ny tabernakelin'ny Vavolombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro faharoapolo tamin’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa, no niakaran’ny rahona niala teo ambonin’ny tabernakelin’ny Vavolombelona.
malagasy
[Ny niaingan'ny Zanak'Isiraely niala tany an-efitr'i Sinay, sy ny teny nataon'i Mosesy tamin i Hobaba. Ary tamin'ny andro faharoa-polo tamin'ny volana faharoa, tamin'ny taona faharoa, no niakaran'ny rahona niala teo ambonin'ny tabernakelin'ny Vavolombelona.