Numbers 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga tany an-tany efitr’i Sinay ny Zanak’Israely ka nandroso, ary ny rahona dia nijanona tany amin’ny tany efitra Parana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nanohy ny diany ny zanak’i Israely, dia niala tao amin’ny efitra Sinaia, ary tany amin’ny efitra Faràna no nijanona ny rahona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niainga tao amin’ny taniefitr’i Sinay ny Israelita. Tany an-taniefitr’i Paràna kosa no nijanona ny rahona.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga tany an-efitr'i Sinay ny Zanak'Isiraely ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efitra Parana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga tany an-tany efitr’i Sinay ny Zanak’Israely ka nandroso, ary ny rahona dia nijanona tany amin’ny tany efitra Parana.
malagasy
Dia niainga tany an-efitr'i Sinay ny Zanak'Isiraely ka nandroso, ary ny rahona nijanona tany an-efitra Parana.