Numbers 10:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no niaingany voalohany araka ny didin’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no fiaingana voalohany nataon’ny Israelita, araka ny baikon’ny TOMPO nampitain’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.
malagasy
Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.