Numbers 10:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Joda no niainga voalohany, araka ny antokony. Ny mpifehy ny antokony dia i Nasona, zanak’i Aminadaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny niainga voalohany, dia ny fanevan’ny tobin’ny zanak’i Jodà araka ny antokony avy; ary ny antokon’i Jodà, dia nofehezin’i Nahasôna zanak’i Aminadaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanevan’i Joda mbamin’ny antokon-tafiny no niainga voalohany. Ny tafiky ny taranak’i Joda dia notarihin’i Nahasôna, zanakalahin’i Haminadaba;
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak'i Aminadaba, no mpifehy ny antokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Joda no niainga voalohany, araka ny antokony. Ny mpifehy ny antokony dia i Nasona, zanak’i Aminadaba.
malagasy
Ary ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Joda no niainga voalohany araka ny antokony, ary Nasona, zanak'i Aminadaba, no mpifehy ny antokony.