Numbers 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’Isakara dia i Netanela, zanak’i Zoara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Isakara, dia nofehezin’i Natanaely zanak’i Soara;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny an’ny fokon’i Jisakara dia notarihin’i Natanaela, zanakalahin’i Tsohara;
Malagasy Bible 1865
Ary Netanela, zanak'i Zoara, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'Isakara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’Isakara dia i Netanela, zanak’i Zoara.
malagasy
Ary Netanela, zanak'i Zoara, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'Isakara.