Numbers 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Zabolôna, dia nofehezin’i Eliaba, zanak’i Helona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny an’ny fokon’i Zebolòna dia notarihin’i Eliaba, zanakalahin’i Helôna.
Malagasy Bible 1865
Ary Eliaba, zanak'i Helona, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Zebolona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona.
malagasy
Ary Eliaba, zanak'i Helona, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Zebolona.