Numbers 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahorona ny tabernakely ka niainga ny taranak’i Gersona sy ny taranak’i Merary, nitondra ny tabernakely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahorona ny Fonenana ka niainga nitondra ny Fonenana ny zanak’i Gersôna sy ny zanak’i Merarỳ.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahorona ny Fonena-masina, dia niainga nitondra azy ny taranak’i Gersôna sy ny taranak’i Merarỳ.
Malagasy Bible 1865
Dia nahorona ny tabernakely, ka niainga ny taranak'i Gersona sy ny taranak'i Merary, nitondra ny tabernakely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahorona ny tabernakely* ka niainga ny taranak’i Gersona sy ny taranak’i Merary, nitondra ny tabernakely.
malagasy
Dia nahorona ny tabernakely, ka niainga ny taranak'i Gersona sy ny taranak'i Merary, nitondra ny tabernakely.