Numbers 10:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niainga indray ny fanevan’ny tobin’i Robena araka ny antokony; ny mpifehy ny antokony dia i Elizora, zanak’i Sedeora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga ny fanevan’ny tobin-dRobena araka ny antokony avy, ary ny antokony dia nofehezin’i Elisora, zanak’i Sedeora;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanevan’i Reobena mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga nanaraka ireo: ny tafiky ny taranak’i Reobena dia notarihin’i Elitsora, zanakalahin’i Sedeora;
Malagasy Bible 1865
Dia niainga ny fanevan'ny tobin'i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak'i Sedeora, no mpifehy ny antokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niainga indray ny fanevan’ny tobin’i Robena araka ny antokony; ny mpifehy ny antokony dia i Elizora, zanak’i Sedeora.
malagasy
Dia niainga ny fanevan'ny tobin'i Robena araka ny antokony; ary Elizora, zanak'i Sedeora, no mpifehy ny antokony.