Numbers 10:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpifehy ny antokon’ny zanak’i Simeona dia i Selomiela, zanak’i Zorisaday.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Simeôna, dia nofehezin’i Salamiela, zanak’i Sorisadaia,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny an’ny fokon’i Simehôna dia notarihin’i Selomiela, zanakalahin’i Tsorisaday;
Malagasy Bible 1865
Ary Selomiela, zanak'i Zorisaday, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Simeona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpifehy ny antokon’ny zanak’i Simeona dia i Selomiela, zanak’i Zorisaday.
malagasy
Ary Selomiela, zanak'i Zorisaday, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Simeona.