Numbers 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Gada dia i Eliasafa, zanak’i Deoela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Gada, nofehezin’i Eliazafa, zanak’i Doela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny an’ny fokon’i Gada dia notarihin’i Eliasafa, zanakalahin’i Dehoela.
Malagasy Bible 1865
Ary Eliasafa, zanak'i Doela, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Gada.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Gada dia i Eliasafa, zanak’i Deoela.
malagasy
Ary Eliasafa, zanak'i Doela, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Gada.