Numbers 10:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ny Kehatita, nitondra ny fitoerana masina; ary nisy nanangana ny tabernakely mandra-piavin’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niainga ny Kaatita mitondra ny zavatra masina, ka mandra-pahatongany, dia atsangana ny Fonenana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny niainga manaraka dia ny Kehatita nitondra ny fitaovana masina; ny levita sasany dia nanangana ny tranolay mandra-pahatongan’izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga ny Kehatita, mitondra ny zava-masina; ary nisy nanangana ny tabernakely mandra-pihaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ny Kehatita, nitondra ny fitoerana masina; ary nisy nanangana ny tabernakely mandra-piavin’ireo.
malagasy
Dia niainga ny Kehatita, mitondra ny zava-masina; ary nisy nanangana ny tabernakely mandra-pihaviny.