Numbers 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Manase dia nofehezin’i Gamaliela zanak’i Fadasora,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny an’ny fokon’i Manase dia notarihin’i Gamaliela, zanakalahin’i Pedahatsoro;
Malagasy Bible 1865
Ary Gamaliela, zanak'i Pedazora, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Manase.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora.
malagasy
Ary Gamaliela, zanak'i Pedazora, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Manase.