Numbers 10:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Benjamina dia i Abidana, zanak’i Gideony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny antokon’ny fokon’i Benjamina dia nofehezin’i Abidàna, zanak’i Jedeôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny an’ny fokon’i Benjamîna dia notarihin’Abidàna, zanakalahin’i Gidehônỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary Abidana, zanak'i Gideony, no mpifehy ny firenena taranak'i Benjamina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Benjamina dia i Abidana, zanak’i Gideony.
malagasy
Ary Abidana, zanak'i Gideony, no mpifehy ny firenena taranak'i Benjamina.