Numbers 10:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Dana, izay vodilalan’ny toby rehetra, araka ny antokony; ary ny mpifehy ny antokony dia i Ahiezera, zanak’i Amisaday.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny zanak’i Dana, araka ny antokony avy; izy no vodilalan’ny toby rehetra. Ny antokon’i Dana dia nofehezin’i Ahiezera zanak’i Amisadaia;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fanevan’i Dàna mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga farany. Izy ireo no vodilaharana; ny tafiky ny taranak’i Dana dia notarihin’i Ahihezera, zanakalahin’i Hamisaday;
Malagasy Bible 1865
Dia niainga ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Dana, izay vodi-lalan'ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak'i Amisaday, no mpifehy ny antokony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Dana, izay vodilalan’ny toby rehetra, araka ny antokony; ary ny mpifehy ny antokony dia i Ahiezera, zanak’i Amisaday.
malagasy
Dia niainga ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Dana, izay vodi-lalan'ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak'i Amisaday, no mpifehy ny antokony.