Numbers 10:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Asera dia i Pagiela, zanak’i Okrana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny antokon’ny fokon’ny zanak’i Asera dia nofehezin’i Fegiela zanak’i Okrana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny an’ny fokon’i Asera dia notarihin’i Pagihiela, zanakalahin’i Hôkràna;
Malagasy Bible 1865
Ary Pagiela, zanak'i Okrana, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Asera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Asera dia i Pagiela, zanak’i Okrana.
malagasy
Ary Pagiela, zanak'i Okrana, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Asera.