Numbers 10:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Naftaly dia i Ahira, zanak’i Enana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny antokon’ny zanak’i Neftalì dia nofehezin’i Ahirà, zanak’i Enàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny an’ny fokon’i Naftalỳ dia notarihin’i Ahira, zanakalahin’i Henàna.
Malagasy Bible 1865
Ary Ahira, zanak'i Enana, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Naftaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpifehy ny antokon’ny taranak’i Naftaly dia i Ahira, zanak’i Enana.
malagasy
Ary Ahira, zanak'i Enana, no mpifehy ny antokon'ny firenena taranak'i Naftaly.