Numbers 10:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tsofina ireo dia hivory eo aminao, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana, ny fiangonana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tsofina ireo dia hivory ao aminao ny fiangonana rehetra ao anoloan’ny trano lay fihaonana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tsofiny miaraka izy ireo, dia hiangona eo aminao eo anoloan’ny Tranolay fihaonana ny fiangonana iray manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsofina avokoa ireo, dia hivory eo aminao, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ny fiangonana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tsofina ireo dia hivory eo aminao, eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana*, ny fiangonana manontolo.
malagasy
Ary raha tsofina avokoa ireo, dia hivory eo aminao, eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, ny fiangonana rehetra.