Numbers 10:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy kosa izy taminy: Tsy handeha aho; fa ho any amin’ny taniko sy ny havako aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no navalin’i Hobaba azy: «Tsy handeha aho, fa hody any amin’ny taniko sy ny havako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy izy namaly azy: –Tsy handeha aho, fa hody any amin’ny taniko sy ny havako.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa izy taminy: Tsy handeha aho; fa hody any amin'ny taniko sy ny havako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy kosa izy taminy: Tsy handeha aho; fa ho any amin’ny taniko sy ny havako aho.
malagasy
Fa hoy kosa izy taminy: Tsy handeha aho; fa hody any amin'ny taniko sy ny havako.