Numbers 10:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha miaraka aminay ianao dia izay soa hataon’NY TOMPO aminay no hataonay aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha miaraka aminay ianao, dia hataonay miombona izay soa hataon’i Iaveh aminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miaraka aminay ianao, dia homenay anjara amin’ny zava-tsoa hatolotry ny TOMPO anay.
Malagasy Bible 1865
Ary raha hiaraka aminay ianao, dia izay soa hataon'i Jehovah aminay no mba hataonay aminao kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha miaraka aminay ianao dia izay soa hataon’NY TOMPO aminay no hataonay aminao.
malagasy
Ary raha hiaraka aminay ianao, dia izay soa hataon'i Jehovah aminay no mba hataonay aminao kosa.