Numbers 10:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niainga ny vata misy ny Fanekena dia hoy i Mosesy: Mitsangàna, TOMPO ô! Aoka hiely ny fahavalonao! Aoka handositra ny tavanao izay mankahala Anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niainga ny fiara, dia hoy i Môizy: «Mitsangàna, ry Iaveh, ka aoka hihahaka ny fahavalonao, aoka handositra ny Tavanao izay mankahala Anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niainga ny Vatamasina, dia hoy i Mosesy hoe: «Mitsangàna, TOMPO ô, aoka hihahaka ny fahavalonao, ary handositra anao ny mpankahala!»
Malagasy Bible 1865
Ary raha niainga ny fiara, dia hoy Mosesy: Mitsangàna, Jehovah ô, ka aoka hiely ny fahavalonao; ary aoka handositra ny tavanao izay mankahala Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niainga ny vata misy ny Fanekena* dia hoy i Mosesy: Mitsangàna, TOMPO ô! Aoka hiely ny fahavalonao! Aoka handositra ny tavanao izay mankahala Anao!
malagasy
Ary raha niainga ny fiara, dia hoy Mosesy: Mitsangàna, Jehovah ô, ka aoka hiely ny fahavalonao; ary aoka handositra ny tavanao izay mankahala Anao.Ary raha nijanona kosa ny fiara, dia hoy izy: Miverena, Jehovah ô, ho amin'ny Isiraely tsy omby alinalina.