Numbers 10:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nijanona kosa ny vata misy ny Vavolombelona dia hoy izy: Miverena, TOMPO ô, ho amin’ny Israely tsy omby alinalina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nijanona kosa indray izy dia hoy izy: «Avia, ry Iaveh, miverena amin’ny isan’arivon’i Israely tsy omby alinalina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nijanona kosa ny Vatamasina, dia hoy i Mosesy hoe: «TOMPO ô, miverena eo anivon’ny fianakaviana anarivoarivon’i Israely».
Malagasy Bible 1865
Ary raha nijanona kosa ny fiara, dia hoy izy: Miverena, Jehovah ô, ho amin'ny Isiraely tsy omby alinalina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nijanona kosa ny vata misy ny Vavolombelona dia hoy izy: Miverena, TOMPO ô, ho amin’ny Israely tsy omby alinalina!
malagasy
Ary raha nijanona kosa ny fiara, dia hoy izy: Miverena, Jehovah ô, ho amin'ny Isiraely tsy omby alinalina.