Numbers 10:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ny iray ihany no tsofina dia ireo lohan’ny foko izay mpifehy arivo amin’ny Israely ihany no hivory eo aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha trômpetra iray ihany no tsofina, dia ny filohany, ny mpifehy ny arivo amin’i Israely no hivory ao aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha ny anankiray ihany no tsofina, dia ireo tompon’andraikitra mpifehy arivo amin’ny israelita ihany no hiangona eo aminao.
Malagasy Bible 1865
Fa raha ny iray ihany no tsofina, dia ny lohan'ny firenena, izay mpifehy arivo amin'ny Isiraely, ihany no hivory eo aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ny iray ihany no tsofina dia ireo lohan’ny foko izay mpifehy arivo amin’ny Israely ihany no hivory eo aminao.
malagasy
Fa raha ny iray ihany no tsofina, dia ny lohan'ny firenena, izay mpifehy arivo amin'ny Isiraely, ihany no hivory eo aminao.